Deoteronomia 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izao ihany no biby tsy azonareo hanina amin’ny biby mandinika na mivaky kitro ka misaraka tsara ny kitrony: Ny rameva+ sy ny bitrodia+ ary ny bitrom-bato,+ satria mandinika ireny, saingy tsy mivaky kitro. Maloto aminareo ireny.
7 Izao ihany no biby tsy azonareo hanina amin’ny biby mandinika na mivaky kitro ka misaraka tsara ny kitrony: Ny rameva+ sy ny bitrodia+ ary ny bitrom-bato,+ satria mandinika ireny, saingy tsy mivaky kitro. Maloto aminareo ireny.