8 Samy nanana elatra enina+ avy ireo zavamananaina efatra,+ ary feno maso+ nanerana ny elany sy tao ambany elany. Tsy nitsahatra niteny izy ireo, na andro na alina, hoe: “Masina, masina, masina i Jehovah+ Andriamanitra, ilay Mahery Indrindra,+ ilay taloha sy ankehitriny+ ary ho avy.”