19 Fa fony nolazain’i Mosesy tamin’ny olona rehetra ny didy tsirairay araka ny Lalàna,+ dia nalainy ny ran’ny vantotr’ombilahy sy ny ran’osilahy mbamin’ny rano, ka volonondry mena midorehitra sy hysopa+ no namafazany izany teo amin’ny boky sy ny vahoaka rehetra,