2 “Izao no holazainao amin’ny zanak’Israely: ‘Tsy maintsy vonoina ho faty izay manolotra ny taranany ho an’i Moleka,+ na anisan’ny zanak’Israely izy, na vahiny monina eo amin’ny Israely. Hitora-bato azy ho faty ny vahoaka.
10 Ary nozimbazimbain’i Josia i Tofeta,+ izay eo amin’ny lohasahan’ny taranak’i Hinoma,+ mba tsy ho mendrika hatao toeram-pivavahana intsony, ka tsy hisy handoro* ny zanany lahy na ny zanany vavy ao anaty afo+ ho an’i Moleka intsony eo.+
43 Tsia, fa ny tranolain’i Moloka+ sy ilay kintana+ andriamanitra atao hoe Refana no nentinareo, dia ireo sarivongana nataonareo hivavahana. Koa hataoko sesitany+ any andafin’i Babylona ianareo.’