17 “‘Izao no lalàna mandritra ny fotoana tsy voafetra ho an’ny taranakareo, any amin’izay rehetra onenanareo: Aza mihinana tavin-kena na ra+ mihitsy.’”
13 “‘Fa raha misy amin’ny zanak’Israely na ny vahiny monina eo aminareo mihaza ka mahazo bibidia na vorona azo hanina, dia hararany amin’ny tany+ ny rany, ka hototofany vovoka.+
25 Ny amin’ireo hafa firenena efa mpino kosa, dia efa nalefanay ny fanapahan-kevitray ny amin’ny tokony hifadian’izy ireo ny zavatra natao sorona ho an’ny sampy,+ mbamin’ny ra+ sy ny biby nokendaina+ ary ny fijangajangana.”+