Eksodosy 12:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Lalàna iray ihany no ho an’ny teratany sy ny vahiny eo aminareo.”+ Deoteronomia 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary tiavo koa ny mpivahiny,+ fa efa mba mpivahiny tany Ejipta ihany ianareo.+