-
Malakia 1:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Rehefa manolotra biby jamba ho sorona ianareo, dia manao hoe: “Tsy misy maha ratsy an’izany!” Ary rehefa manolotra biby kilemaina na marary ianareo, dia manao hoe: “Tsy misy maha ratsy an’izany!”’”+
“Mba atero any amin’ny governoranao ange izany e! Ho faly aminao ve izy, na handray tsara anao?”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
-