2 “Omeo baiko ny zanak’Israely mba havoakany eny ivelan’ny toby ny olona rehetra boka,+ na misy tsiranoka mivoaka amin’ny taovam-pananahany,+ na maloto satria nikasika faty.*+
9 Fa raha misy olona maty tampoka kosa eo anilany+ ka voaloto izy, nefa mbola eo amin’ny lohany ny famantarana ny maha Nazirita azy, dia hoharatany+ ny lohany amin’ny andro hanekena azy ho madio. Amin’ny andro fahafito no hanaratany azy.