Levitikosy 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoharatany daholo ny volo eo amin’ny lohany+ sy ny saokany ary ny volomaso eo ambony masony, amin’ny andro fahafito. Eny, hoharatany daholo ny volo amin’ny tenany, ary hanasa ny akanjony izy, sady handro amin’ny rano, ka hadio. Nomery 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hanadio ny tenany amin’ny rano fanadiovana izy amin’ny andro fahatelo,+ ka hadio amin’ny andro fahafito. Tsy hadio kosa izy amin’ny andro fahafito, raha tsy dioviny ny tenany amin’ny andro fahatelo. Nomery 31:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary mitobia fito andro atỳ ivelan’ny toby. Aoka ianareo rehetra nahafaty olona*+ sy nikasika faty+ mba hanadio+ ny tenanareo amin’ny andro fahatelo sy fahafito, ary aoka hanadio ny tenany koa ireo olona nobaboinareo.
9 Dia hoharatany daholo ny volo eo amin’ny lohany+ sy ny saokany ary ny volomaso eo ambony masony, amin’ny andro fahafito. Eny, hoharatany daholo ny volo amin’ny tenany, ary hanasa ny akanjony izy, sady handro amin’ny rano, ka hadio.
12 Hanadio ny tenany amin’ny rano fanadiovana izy amin’ny andro fahatelo,+ ka hadio amin’ny andro fahafito. Tsy hadio kosa izy amin’ny andro fahafito, raha tsy dioviny ny tenany amin’ny andro fahatelo.
19 Ary mitobia fito andro atỳ ivelan’ny toby. Aoka ianareo rehetra nahafaty olona*+ sy nikasika faty+ mba hanadio+ ny tenanareo amin’ny andro fahatelo sy fahafito, ary aoka hanadio ny tenany koa ireo olona nobaboinareo.