Genesisy 36:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa nanorim-ponenana tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Seira+ i Esao. I Esao no Edoma.+ Deoteronomia 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary lazao amin’ny olona izao didy izao: “Efa handalo eo akaikin’ny sisin-tanin’ny taranak’i Esao rahalahinareo,+ izay monina any Seira,+ ianareo izao. Ary hatahotra anareo+ izy ireo, nefa mitandrema tsara. Deoteronomia 23:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Aza mankahala Edomita, fa rahalahinao izy.+ “Aza mankahala Ejipsianina, fa efa mba mpivahiny tany amin’ny taniny ihany ianao.+
4 Ary lazao amin’ny olona izao didy izao: “Efa handalo eo akaikin’ny sisin-tanin’ny taranak’i Esao rahalahinareo,+ izay monina any Seira,+ ianareo izao. Ary hatahotra anareo+ izy ireo, nefa mitandrema tsara.
7 “Aza mankahala Edomita, fa rahalahinao izy.+ “Aza mankahala Ejipsianina, fa efa mba mpivahiny tany amin’ny taniny ihany ianao.+