Nomery 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy izy: “Henoy ny teniko, azafady. Raha misy mpaminanin’i Jehovah eo aminareo, dia ao amin’ny fahitana+ no hampahafantarako ny tenako aminy, ary ao amin’ny nofy+ no hitenenako aminy. Nomery 23:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy ny navalin’i Balama: “Tsy izay teny ataon’i Jehovah eo am-bavako ihany ve no holazaiko?”+
6 Ary hoy izy: “Henoy ny teniko, azafady. Raha misy mpaminanin’i Jehovah eo aminareo, dia ao amin’ny fahitana+ no hampahafantarako ny tenako aminy, ary ao amin’ny nofy+ no hitenenako aminy.