3 Ary hoy i Balama tamin’i Balaka: “Mijanòna eto anilan’ny fanatitra dorana natolotrao,+ fa izaho kosa handeha. Angamba hifandray amiko i Jehovah ka hihaona amiko.+ Koa izay hasehony ahy no holazaiko aminao.” Dia nankeo amin’ny havoana iray mangadihady izy.