Salamo 89:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Efa nianiana indray mandeha tamin’ny fahamasinako aho,+Ka tsy handainga amin’i Davida.+ Titosy 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izany fahafoizan-tena izany dia miorina amin’ny fanantenana fiainana mandrakizay,+ izay nampanantenain’Andriamanitra tsy mahay mandainga,+ eny, efa nampanantenainy hatry ny ela be.+
2 Izany fahafoizan-tena izany dia miorina amin’ny fanantenana fiainana mandrakizay,+ izay nampanantenain’Andriamanitra tsy mahay mandainga,+ eny, efa nampanantenainy hatry ny ela be.+