Genesisy 30:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary hoy i Lea: “Efa nomen’Andriamanitra karama aho, satria nomeko ho an’ny vadiko ny mpanompovaviko.” Koa nataony hoe Isakara+ ny anarany. Genesisy 35:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny naterak’i Lea dia i Robena,+ lahimatoan’i Jakoba, sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara ary Zebolona. Genesisy 46:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary ny zanakalahin’i Isakara+ dia i Tola+ sy Pova+ sy Joba ary Simrona.+
18 Ary hoy i Lea: “Efa nomen’Andriamanitra karama aho, satria nomeko ho an’ny vadiko ny mpanompovaviko.” Koa nataony hoe Isakara+ ny anarany.
23 Ny naterak’i Lea dia i Robena,+ lahimatoan’i Jakoba, sy Simeona sy Levy sy Joda sy Isakara ary Zebolona.