Eksodosy 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nandritra izany fotoana izany, dia nisy lehilahy iray avy amin’ny ankohonan’i Levy, nandeha naka vady ny zanakavavin’i Levy.+ Eksodosy 6:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary nalain’i Amrama ho vadiny i Jokebeda anabavin-drainy.+ Tatỳ aoriana, dia niteraka tamin’i Amrama ravehivavy, ka niteraka an’i Arona sy Mosesy.+ Ary ny taona niainan’i Amrama dia fito amby telopolo amby zato taona.
2 Nandritra izany fotoana izany, dia nisy lehilahy iray avy amin’ny ankohonan’i Levy, nandeha naka vady ny zanakavavin’i Levy.+
20 Ary nalain’i Amrama ho vadiny i Jokebeda anabavin-drainy.+ Tatỳ aoriana, dia niteraka tamin’i Amrama ravehivavy, ka niteraka an’i Arona sy Mosesy.+ Ary ny taona niainan’i Amrama dia fito amby telopolo amby zato taona.