Nomery 20:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia novorin’i Mosesy sy Arona teo anoloan’ilay vatolampy ny fiangonana, ka hoy izy tamin’ireo: “Mihainoa, ry mpikomy!+ Tsy maintsy mamoaka rano ho anareo avy amin’ity vatolampy ity angaha izahay?”+ Deoteronomia 1:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Izaho koa aza notezeran’i Jehovah noho ny aminareo, ka nitenenany hoe: ‘Tsy hiditra any koa ianao,+ Salamo 106:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Fa nampahasosotra azy izy ireo,Ka nanao teny tsy voahevitra izy.+
10 Dia novorin’i Mosesy sy Arona teo anoloan’ilay vatolampy ny fiangonana, ka hoy izy tamin’ireo: “Mihainoa, ry mpikomy!+ Tsy maintsy mamoaka rano ho anareo avy amin’ity vatolampy ity angaha izahay?”+
37 Izaho koa aza notezeran’i Jehovah noho ny aminareo, ka nitenenany hoe: ‘Tsy hiditra any koa ianao,+