24 Fa i Kaleba+ mpanompoko kosa hampidiriko ao amin’ilay tany nalehany, ary ny taranany no haka izany ho fananany.+ Toe-tsaina* hafa mantsy no tao aminy, ka nanaraka ahy tamin’ny fony manontolo izy.+
17 sady handeha eo alohany amin’ny risi-po* sy ny herin’i Elia+ mba hampody ny fon’ny+ ray ho amin’ny zanany ary ny tsy mankatò ho amin’ny fahendren’ny marina, ary mba hanomana vahoaka ho an’i Jehovah,+ eny, vahoaka voaomana.”+