Eksodosy 21:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa raha tsy miafina mba hanafika kosa ny olona iray, nefa avelan’Andriamanitra hahavita izany ny tanany,+ dia hanondro toerana azony andosirana aho.+ Deoteronomia 4:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 mba handosiran’izay nahafaty olona tsy nahy+ nefa tsy nankahala an’ilay olona talohan’izay.+ Ary handositra any amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo izy, ka ho velona.+ Deoteronomia 19:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Mahazo mandositra any ka ho velona izay nahafaty olona, raha nahafaty olona tsy nahy nefa tsy nankahala azy talohan’izay,+
13 Fa raha tsy miafina mba hanafika kosa ny olona iray, nefa avelan’Andriamanitra hahavita izany ny tanany,+ dia hanondro toerana azony andosirana aho.+
42 mba handosiran’izay nahafaty olona tsy nahy+ nefa tsy nankahala an’ilay olona talohan’izay.+ Ary handositra any amin’ny iray amin’ireo tanàna ireo izy, ka ho velona.+
4 “Mahazo mandositra any ka ho velona izay nahafaty olona, raha nahafaty olona tsy nahy nefa tsy nankahala azy talohan’izay,+