Levitikosy 6:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 na izay zavatra rehetra nianianany lainga. Honerany+ manontolo izany, sady mbola hampiany ampahadiminy. Ny tompon’ilay zavatra no homeny izany, amin’ny andro ahitana fa meloka izy.
5 na izay zavatra rehetra nianianany lainga. Honerany+ manontolo izany, sady mbola hampiany ampahadiminy. Ny tompon’ilay zavatra no homeny izany, amin’ny andro ahitana fa meloka izy.