Levitikosy 23:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Ny andro voalohan’ny volana fahafito+ dia ho fitsaharana tanteraka ho anareo, sy ho fampahatsiarovana anareo amin’ny alalan’ny fitsofana trompetra,+ ary ho fivoriambe masina.+ Nomery 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “‘Amin’ny andro voalohan’ny volana fahafito, dia manaova fivoriambe masina.+ Aza manao asa mafy na inona na inona.+ Ho andro fitsofana trompetra izany.+
24 “Lazao amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Ny andro voalohan’ny volana fahafito+ dia ho fitsaharana tanteraka ho anareo, sy ho fampahatsiarovana anareo amin’ny alalan’ny fitsofana trompetra,+ ary ho fivoriambe masina.+
29 “‘Amin’ny andro voalohan’ny volana fahafito, dia manaova fivoriambe masina.+ Aza manao asa mafy na inona na inona.+ Ho andro fitsofana trompetra izany.+