Nomery 28:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “‘Ireto no hatolotrareo ho fanatitra dorana ho an’i Jehovah, isaky ny fiandohan’ny volana: Vantotr’ombilahy roa, sy ondrilahy iray, sy ondrilahy kely fito tsy misy kilema izay herintaona avy.+
11 “‘Ireto no hatolotrareo ho fanatitra dorana ho an’i Jehovah, isaky ny fiandohan’ny volana: Vantotr’ombilahy roa, sy ondrilahy iray, sy ondrilahy kely fito tsy misy kilema izay herintaona avy.+