Eksodosy 16:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary rahampitso maraina, dia ho hitanareo tokoa ny voninahitr’i Jehovah,+ satria henony ny fimenomenonanareo tamin’i Jehovah. Fa izahay moa no iza no imenomenonanareo?”
7 Ary rahampitso maraina, dia ho hitanareo tokoa ny voninahitr’i Jehovah,+ satria henony ny fimenomenonanareo tamin’i Jehovah. Fa izahay moa no iza no imenomenonanareo?”