Nomery 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia niteny foana izy mianadahy hoe: “Amin’ny alalan’i Mosesy ihany angaha no itenenan’i Jehovah, fa tsy amin’ny alalanay koa?”+ Ary nihaino i Jehovah.+
2 Dia niteny foana izy mianadahy hoe: “Amin’ny alalan’i Mosesy ihany angaha no itenenan’i Jehovah, fa tsy amin’ny alalanay koa?”+ Ary nihaino i Jehovah.+