Jaona 12:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 satria tsy araka ny nahim-poko no nitenenako, fa ny Ray izay naniraka ahy no nandidy ahy ny amin’izay holazaiko sy hoteneniko.+ Jaona 15:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tsy antsoiko hoe mpanompo intsony ianareo, satria ny mpanompo tsy mahalala izay ataon’ny tompony. Fa antsoiko hoe namana kosa ianareo,+ satria ampahafantariko anareo izay rehetra reko avy tamin’ny Raiko.+ Hebreo 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Amin’izao andro farany izao+ kosa, dia miteny amintsika amin’ny alalan’ny Zanaka+ izy. Io Zanany io no notendreny ho mpandova ny zava-drehetra,+ ary tamin’ny alalan’io no nanaovany+ ireo rafitra nisy teto amin’ity tontolo ity.*
49 satria tsy araka ny nahim-poko no nitenenako, fa ny Ray izay naniraka ahy no nandidy ahy ny amin’izay holazaiko sy hoteneniko.+
15 Tsy antsoiko hoe mpanompo intsony ianareo, satria ny mpanompo tsy mahalala izay ataon’ny tompony. Fa antsoiko hoe namana kosa ianareo,+ satria ampahafantariko anareo izay rehetra reko avy tamin’ny Raiko.+
2 Amin’izao andro farany izao+ kosa, dia miteny amintsika amin’ny alalan’ny Zanaka+ izy. Io Zanany io no notendreny ho mpandova ny zava-drehetra,+ ary tamin’ny alalan’io no nanaovany+ ireo rafitra nisy teto amin’ity tontolo ity.*