-
Deoteronomia 7:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 “Rehefa hampiditra anao any amin’ilay tany izay halehanao sy halainao ho fanananao i Jehovah Andriamanitrao,+ dia horoahiny tsy ho eo anatrehanao+ ireto firenena be mponina ireto: Ny Hetita,+ ny Girgasita,+ ny Amorita,+ ny Kananita,+ ny Perizita,+ ny Hivita+ ary ny Jebosita,+ izany hoe firenena fito be mponina sady mahery noho ianao.+
-