Salamo 145:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsara fanahy amin’ny rehetra i Jehovah,+Ary hita eo amin’ny asany rehetra fa mamindra fo izy.+ Mpitoriteny 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary fantatro koa fa tokony hihinana sy hisotro ary hifaly noho ny asa mafy nisasarany ny olona rehetra.+ Fanomezana avy amin’Andriamanitra izany.+
13 Ary fantatro koa fa tokony hihinana sy hisotro ary hifaly noho ny asa mafy nisasarany ny olona rehetra.+ Fanomezana avy amin’Andriamanitra izany.+