Deoteronomia 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao tokoa ireny ka horesenao.+ Tsy maintsy haringanao tanteraka+ ireny. Aza manao fifanekena aminy na mamindra fo aminy.+ Deoteronomia 7:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao tokoa ireny, ka horoahiny ao anatin’ny fisavoritahana be, mandra-pahalany ringana an’ireny.+
2 Ary hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao tokoa ireny ka horesenao.+ Tsy maintsy haringanao tanteraka+ ireny. Aza manao fifanekena aminy na mamindra fo aminy.+
23 Hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao tokoa ireny, ka horoahiny ao anatin’ny fisavoritahana be, mandra-pahalany ringana an’ireny.+