33 Ny mpivaro-tena rehetra dia omena fanomezana,+ fa ianao kosa tsy mba toy izany, satria ianao indray no manome fanomezana ho an’ny lehilahinao rehetra.+ Manome tsolotra ianao mba ho tonga avy any rehetra any ireny mba hahafahanao hivaro-tena aminy.+