Mpitoriteny 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aza avela hampanota anao ny vavanao,+ ary aza miteny eo anatrehan’ny anjely+ hoe: “Diso aho tamin’iny.”+ Nahoana no ho tezitra aminao Andriamanitra noho ny teninao, ka handrava ny asan’ny tananao?+ Romanina 1:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 tsy misaina,+ tsy manaja fifanekena,+ tsy tia ny mpianakaviny,+ tsy misy antra.+ Jakoba 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa raha misy mahafantatra izay tokony hataony, nefa tsy manao,+ dia manota+ izy.
6 Aza avela hampanota anao ny vavanao,+ ary aza miteny eo anatrehan’ny anjely+ hoe: “Diso aho tamin’iny.”+ Nahoana no ho tezitra aminao Andriamanitra noho ny teninao, ka handrava ny asan’ny tananao?+