Eksodosy 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nihamaro ny zanak’Israely ka lasa be dia be. Nihanitombo isa sy nihanahery tsy nisy toy izany izy ireo ka henika azy ilay tany.+ Deoteronomia 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Rehefa nidina tany Ejipta ny razanao, dia fitopolo monja izy ireo,*+ nefa ankehitriny nataon’i Jehovah Andriamanitrao tonga maro be tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra.+ Salamo 105:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nataon’Andriamanitra maro be ny olony,+Sady nataony nahery noho ny fahavalony.+
7 Ary nihamaro ny zanak’Israely ka lasa be dia be. Nihanitombo isa sy nihanahery tsy nisy toy izany izy ireo ka henika azy ilay tany.+
22 Rehefa nidina tany Ejipta ny razanao, dia fitopolo monja izy ireo,*+ nefa ankehitriny nataon’i Jehovah Andriamanitrao tonga maro be tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra.+