1 Mpanjaka 8:61 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 61 Ary aoka ho amin’ny fo manontolo+ no hanompoanareo an’i Jehovah Andriamanitsika, ka mandehana araka ny fitsipiny ary tandremo ny didiny, toy ny amin’izao andro izao.”
61 Ary aoka ho amin’ny fo manontolo+ no hanompoanareo an’i Jehovah Andriamanitsika, ka mandehana araka ny fitsipiny ary tandremo ny didiny, toy ny amin’izao andro izao.”