Deoteronomia 33:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aoka hampianariny an’i Jakoba ny didim-pitsaranao,+Ary hampianariny an’i Israely ny lalànao.+Aoka hanolorany emboka manitra eo am-bavoronao,+Sy fanatitra dorana manontolo eo amin’ny alitaranao.+ Nehemia 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nanazava ny lalàna tamin’ny vahoaka ireo Levita,+ dia i Jesoa sy Bany sy Serebia+ sy Jamina sy Akoba sy Sabetahy sy Hodia sy Mahaseia sy Kelita sy Azaria sy Jozabada+ sy Hanana ary Pelaia.+ Ary ny vahoaka nijoro teo amin’izay nisy azy.+
10 Aoka hampianariny an’i Jakoba ny didim-pitsaranao,+Ary hampianariny an’i Israely ny lalànao.+Aoka hanolorany emboka manitra eo am-bavoronao,+Sy fanatitra dorana manontolo eo amin’ny alitaranao.+
7 Ary nanazava ny lalàna tamin’ny vahoaka ireo Levita,+ dia i Jesoa sy Bany sy Serebia+ sy Jamina sy Akoba sy Sabetahy sy Hodia sy Mahaseia sy Kelita sy Azaria sy Jozabada+ sy Hanana ary Pelaia.+ Ary ny vahoaka nijoro teo amin’izay nisy azy.+