-
Nehemia 5:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ary nakopako ny tratran’akanjoko, dia hoy aho: “Hakopak’Andriamanitra toy izao anie izay olona tsy manatanteraka izany teny izany, eny, hakopany hiala amin’ny tranony sy ny fananany izy, ka tsy hanana na inona na inona intsony!” Dia hoy ny fiangonana manontolo: “Amena!”*+ Ary nidera an’i Jehovah izy ireo.+ Dia nanao araka izany teny izany ny olona.+
-