28 “Raha misy mosary+ eo amin’ilay tany, na areti-mandringana,+ na mainan’ny rivotra mahamay+ sy tratran’ny aretin-javamaniry+ ny voly, na misy andiam-balala+ sy kalalao,+ na misy fahavalo+ manao fahirano ny olonao ao amin’ny tany misy ny vavahadiny,+ eny, rehefa mety ho loza na aretina,+