Jeremia 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa homeko ho an’olon-kafa ny vadiny, ary ny sahany ho lasan’olona,+ satria samy maka tombony tsy ara-drariny na ny madinika indrindra na ny lehibe indrindra.+ Ary samy mamitaka na ny mpaminany na ny mpisorona.+
10 Koa homeko ho an’olon-kafa ny vadiny, ary ny sahany ho lasan’olona,+ satria samy maka tombony tsy ara-drariny na ny madinika indrindra na ny lehibe indrindra.+ Ary samy mamitaka na ny mpaminany na ny mpisorona.+