Nomery 21:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Koa nalain’ny Israely ireny tanàna rehetra ireny. Ary nonenan’ny Israely ny tanàna rehetran’ny Amorita,+ dia i Hesbona+ sy ny tanàna rehetra niankina taminy. Salamo 135:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Namely firenena maro izy,+Ary nandripaka mpanjaka mahery,+ Salamo 136:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Sy namono mpanjaka+ malaza:Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+ Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025) Hiala Hiditra Malagasy Hizara Firafitra Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania Fifanekena Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo Firafitry ny Fifanekena JW.ORG Hiditra Hizara Alefa Email
25 Koa nalain’ny Israely ireny tanàna rehetra ireny. Ary nonenan’ny Israely ny tanàna rehetran’ny Amorita,+ dia i Hesbona+ sy ny tanàna rehetra niankina taminy.
10 Namely firenena maro izy,+Ary nandripaka mpanjaka mahery,+ Salamo 136:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Sy namono mpanjaka+ malaza:Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+