10 “‘Nandefasako areti-mandringana toy ny tany Ejipta ianareo,+ ary novonoiko tamin’ny sabatra ny tovolahy teo aminareo,+ sady nobaboina koa ny soavalinareo.+ Nakariko hatreo am-bavoronareo ny hamaimbon’ny tobinareo.+ Tsy niverina tamiko anefa ianareo’,+ hoy i Jehovah.