Deoteronomia 17:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary rehefa mipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakany izy, dia aoka hadikany amin’ny boky mba ho an’ny tenany ity lalàna ity izay tehirizin’ny Levita mpisorona.+
18 Ary rehefa mipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakany izy, dia aoka hadikany amin’ny boky mba ho an’ny tenany ity lalàna ity izay tehirizin’ny Levita mpisorona.+