10 sy ilay andro nitsangananao teo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao tany Horeba,+ tamin’i Jehovah nilaza tamiko hoe: ‘Vorio ho etỳ amiko ny olona fa hampandrenesiko azy ny teniko,+ mba hianarany hatahotra+ ahy amin’ny andro rehetra hiainany eo amin’ilay tany, ary mba hampianarany ny zanany.’+