Nomery 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Izao didy izao no holazainao amin’ny zanak’Israely: ‘Hiditra ao amin’ny tany Kanana ianareo.+ Io ilay tany homena ho lovanareo,+ dia ny tany Kanana araka ny sisin-tany mamaritra azy.+
2 “Izao didy izao no holazainao amin’ny zanak’Israely: ‘Hiditra ao amin’ny tany Kanana ianareo.+ Io ilay tany homena ho lovanareo,+ dia ny tany Kanana araka ny sisin-tany mamaritra azy.+