10 “Ny isan’ny zanak’Israely dia ho toy ny fasika any an-dranomasina, izay tsy voafatra na voaisa.+ Ary any amin’izay nilazana tamin’izy ireo hoe: ‘Tsy oloko ianareo’,+ no hiantsoana azy ireo hoe: ‘Zanak’ilay Andriamanitra velona.’+
11 Koa manontany aho hoe: Sao tafintohina izy ireo ka lavo+ tanteraka? Sanatria izany! Noho ny fahadisoan’izy+ ireo anefa no amonjena ny olona hafa firenena,+ mba hampialona+ azy.