30 ny faritra manomboka eo Mahanaima,+ ary anisan’izany koa i Basana manontolo, izany hoe ny faritra rehetra nofehezin’i Oga mpanjakan’i Basana,+ sy ny tanàna tranolay rehetran’i Jaira+ izay any Basana, dia tanàna enimpolo.
23 Ary ny taranaky ny antsasaky ny fokon’i Manase+ kosa nonina hatrany Basana+ ka hatrany Bala-hermona+ sy Senira+ ary ny Tendrombohitra Hermona.+ Lasa maro be koa izy ireo.