17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ eny, ho an’ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay!+ Amena.
6 Ary izy nianiana tamin’ny anaran’Ilay velona+ mandrakizay mandrakizay,+ izay namorona ny lanitra mbamin’izay ao aminy sy ny tany+ mbamin’izay ao aminy ary ny ranomasina mbamin’izay ao aminy,+ ka nanao hoe: “Tsy hisy hataka andro+ intsony,