Genesisy 49:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Isakara+ dia ampondra mafy taolana, izay matory eo ambany lasely, eo anelanelan’ny kitapon-dasely roa. Josoa 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary natao ny antsapaka fahefatra ka nahazo ny anjarany i Isakara,+ eny, ny taranak’i Isakara araka ny fianakaviany avy.
14 “Isakara+ dia ampondra mafy taolana, izay matory eo ambany lasely, eo anelanelan’ny kitapon-dasely roa.
17 Ary natao ny antsapaka fahefatra ka nahazo ny anjarany i Isakara,+ eny, ny taranak’i Isakara araka ny fianakaviany avy.