-
1 Tantara 12:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ary nisy Gadita niala an-daharana mba hiandany tamin’i Davida, izay tao amin’ilay toerana sarotra aleha tany an-tany efitra.+ Lehilahy matanjaka sy mahery fo izy ireo, ary miaramila zatra ady, ary efa vonona foana hampiasa ampinga lehibe sy lefona.+ Toy ny liona+ no fahitana ny endriny ary haingam-pandeha toy ny gazela eny an-tendrombohitra izy.+
-