Mpitsara 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary tonga tamin’i Otniela ny fanahin’i+ Jehovah, ka lasa mpitsara teo amin’ny Israely izy. Rehefa nivoaka hiady izy, dia natolotr’i Jehovah teo an-tanany i Kosana-risataima mpanjakan’i Syria, ka resiny+ io mpanjaka io. Mpitsara 6:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary tonga tamin’i* Gideona ny fanahin’i* Jehovah,+ ka notsofiny ny anjombona.+ Dia novorina ny Abi-ezerita+ mba hanaraka azy. 1 Mpanjaka 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 dia hotanterahiko tokoa izany teninao izany.+ Koa homeko fo hendry sy mahiratra ianao,+ ka tsy hisy tahaka anao na ny tany alohanao na ny any aorianao.+
10 Ary tonga tamin’i Otniela ny fanahin’i+ Jehovah, ka lasa mpitsara teo amin’ny Israely izy. Rehefa nivoaka hiady izy, dia natolotr’i Jehovah teo an-tanany i Kosana-risataima mpanjakan’i Syria, ka resiny+ io mpanjaka io.
34 Ary tonga tamin’i* Gideona ny fanahin’i* Jehovah,+ ka notsofiny ny anjombona.+ Dia novorina ny Abi-ezerita+ mba hanaraka azy.
12 dia hotanterahiko tokoa izany teninao izany.+ Koa homeko fo hendry sy mahiratra ianao,+ ka tsy hisy tahaka anao na ny tany alohanao na ny any aorianao.+