Deoteronomia 34:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Dia niakatra avy eny amin’ny lemaka karakaina any Moaba i Mosesy ka nankany an-tendrombohitra Nebo,+ ho eo an-tampon’i Pisga,+ izay manandrify an’i Jeriko.+ Ary nasehon’i Jehovah azy ilay tany manontolo, hatrany Gileada ka hatrany Dana,+
34 Dia niakatra avy eny amin’ny lemaka karakaina any Moaba i Mosesy ka nankany an-tendrombohitra Nebo,+ ho eo an-tampon’i Pisga,+ izay manandrify an’i Jeriko.+ Ary nasehon’i Jehovah azy ilay tany manontolo, hatrany Gileada ka hatrany Dana,+