Salamo 119:100 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 100 Mahira-tsaina kokoa noho ny zokiolona aho,+Satria mitandrina ny didinao.+ Ohabolana 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny fahendrena no zava-dehibe indrindra.+ Koa miezaha hanana fahendrena, ary izay rehetra azonao dia ampiasao hahazoana fahiratan-tsaina.+
7 Ny fahendrena no zava-dehibe indrindra.+ Koa miezaha hanana fahendrena, ary izay rehetra azonao dia ampiasao hahazoana fahiratan-tsaina.+