Eksodosy 20:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Aza manao sary sokitra ho anao, na bikabikan-javatra mitovy amin’izay eny amin’ny lanitra ambony, na izay etỳ amin’ny tany ambany, na izay any anaty rano ambanin’ny tany.+ Deoteronomia 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 sao mitady loza+ ianareo, ka manao sary sokitra ho anareo, dia sarin-javatra na inona na inona, na sarin-dehilahy na sarim-behivavy,+ 1 Korintianina 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa andosiro+ ny fanompoan-tsampy,+ ry malala.
4 “Aza manao sary sokitra ho anao, na bikabikan-javatra mitovy amin’izay eny amin’ny lanitra ambony, na izay etỳ amin’ny tany ambany, na izay any anaty rano ambanin’ny tany.+
16 sao mitady loza+ ianareo, ka manao sary sokitra ho anareo, dia sarin-javatra na inona na inona, na sarin-dehilahy na sarim-behivavy,+