Genesisy 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary hataoko misy firenena lehibe avy aminao. Hitahy anao aho, ary hataoko malaza ny anaranao. Koa aoka ianao ho fitahiana ho an’ny olona.+ Genesisy 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 dia hitahy anao tokoa aho, ka tena hataoko maro ny taranakao, eny, ho tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra sy ny fasika eny amoron-dranomasina.+ Ary ny taranakao hahazo ny vavahadin’ny fahavalony.+
2 Ary hataoko misy firenena lehibe avy aminao. Hitahy anao aho, ary hataoko malaza ny anaranao. Koa aoka ianao ho fitahiana ho an’ny olona.+
17 dia hitahy anao tokoa aho, ka tena hataoko maro ny taranakao, eny, ho tahaka ny kintana eny amin’ny lanitra sy ny fasika eny amoron-dranomasina.+ Ary ny taranakao hahazo ny vavahadin’ny fahavalony.+